plt_tn/lev/01/12.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Dia aoka izy hitetika ...natao tamin'ny afo ho Azy izany

Ho an'ny 1:12-13, jereo ny fomba nandikanao ny ankamaroan'ireo teny ireo ao amin'ny 1:7.

Dia aoka izy hitetika izany

Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manatitra ilay sorona. DH: "Dia aoka ianareo hitetika izany"

ary ny mpisorona dia handahatra ireo eo amin'ny kitay efa mirehitra, izay eo ambonin'ny alitara

"ary handoro ny ireo zavatra rehetra ireo eo amin'ny alitara ny mpisorona"

hiteraka hanitra malefaka ho an'i Yaveh

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany

Yaveh dia milaza amin'i Mosesy fa ireo mpisorona dia tsy maintsy mandoro ny fanatitr'izy ireo amin'ny afo. DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" na "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"