plt_tn/jud/01/01.md

764 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Joda dia mamaritra ny tenany ho mpanoratra ity taratasy ity ary miarahaba ireo mpamakiny. Angamba izy rahalahini Jesosy. Misy Joda roa hafa koa voalaza tao amin'ny Testamenta Vaovao.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ity taratasy ity dia manondro ireo Kristiana izay nanoratan'i Joda.

Joda, mpanompon'i

Joda dia rahalahin'iJakoba. DH: "Izaho no Joda, mpanompon'i".

Ary rahalahin'i Jakoba

Jakoba sy Joda dia rahalahin'i Jesosy.

Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana

"Famindram-po, fiadanana, ary fitiavana anie hitombo betsaka ho anareo". Ireo hevitra ireo dia lazaina toy ny hoe zava-bita izay afaka mitombo amin'ny habe na isa.