# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Joda dia mamaritra ny tenany ho mpanoratra ity taratasy ity ary miarahaba ireo mpamakiny. Angamba izy rahalahin’i Jesosy. Misy Joda roa hafa koa voalaza tao amin'ny Testamenta Vaovao. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ity taratasy ity dia manondro ireo Kristiana izay nanoratan'i Joda. # Joda, mpanompon'i Joda dia rahalahin'iJakoba. DH: "Izaho no Joda, mpanompon'i". # Ary rahalahin'i Jakoba Jakoba sy Joda dia rahalahin'i Jesosy. # Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fiadanana ary ny fitiavana "Famindram-po, fiadanana, ary fitiavana anie hitombo betsaka ho anareo". Ireo hevitra ireo dia lazaina toy ny hoe zava-bita izay afaka mitombo amin'ny habe na isa.