plt_tn/jos/24/19.md

12 lines
301 B
Markdown

# vahoaka
Ity dia maneho an'ireo Israelita.
# Izy dia Andriamanitra saropiaro
Andriamanitra dia maniry ny hanompoan'ny vahoakany Azy ihany.
# Hanafongana anareo Izy
Ny fahatezeran'i Yazveh dia voalaza fa Izy ilay afo izay tsy maintsy handringana anareo. D.H: "Handringana anareo amin'ny afo Izy"