plt_tn/jos/24/19.md

301 B

vahoaka

Ity dia maneho an'ireo Israelita.

Izy dia Andriamanitra saropiaro

Andriamanitra dia maniry ny hanompoan'ny vahoakany Azy ihany.

Hanafongana anareo Izy

Ny fahatezeran'i Yazveh dia voalaza fa Izy ilay afo izay tsy maintsy handringana anareo. D.H: "Handringana anareo amin'ny afo Izy"