plt_tn/jos/23/16.md

608 B

Hataony izany

Ity dia maneho ny famaizana noraisina tamin'ny andiany tany aloha.

manompo ireo andriamanin-kafa ary miankohoka amin'izany ianareo

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny famaritana manaraka dia hoe ahoana ny olona "manompo ireo andriamanin-kafa."

dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh

"nirehitra" dia sarin-teny amin'ny fiatombohan'ny hatezeran'i Yaveh, "nirehitra" tahaka ny afo na nanomboka ny "firehetana" na tsotra indrindra dia hoe manomboka mirehitra toy ahitra maina na ireo tahony madinika. D.H: "Hanomboka tezitra aminareo i Yaveh"