# Hataony izany Ity dia maneho ny famaizana noraisina tamin'ny andiany tany aloha. # manompo ireo andriamanin-kafa ary miankohoka amin'izany ianareo Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny famaritana manaraka dia hoe ahoana ny olona "manompo ireo andriamanin-kafa." # dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh "nirehitra" dia sarin-teny amin'ny fiatombohan'ny hatezeran'i Yaveh, "nirehitra" tahaka ny afo na nanomboka ny "firehetana" na tsotra indrindra dia hoe manomboka mirehitra toy ahitra maina na ireo tahony madinika. D.H: "Hanomboka tezitra aminareo i Yaveh"