plt_tn/jos/23/06.md

24 lines
586 B
Markdown

# hiala amin'izany mihitsy na miankavanana na miankavia
Ny tsy fanarahana ny didy aman-dalàn'i Mosesy dia voalaza toy ny fivilian-dalana miankavia na miankavanana.
# mba tsy hifangaroanareo
Mety midika hoe 1) misy finamanana akaiky amin'izy ireo na 2) mifanambady amin'izy ireo.
# hanonona
miteny ny
# andriamanitr'izy ireo
Ity dia maneho an'ireo andriamanitrin'ireo firenena sisa.
# mifikira amin'i Yaveh
"tano mafy i Yaveh." Finoana an'i Yaveh dia voalaza fa nihazona mafy Azy izy ireo. D.H: "minoa an'i Yaveh hatrany"
# mandraka ankehitriny.
"hatramin'izao fotoana izao"