# hiala amin'izany mihitsy na miankavanana na miankavia Ny tsy fanarahana ny didy aman-dalàn'i Mosesy dia voalaza toy ny fivilian-dalana miankavia na miankavanana. # mba tsy hifangaroanareo Mety midika hoe 1) misy finamanana akaiky amin'izy ireo na 2) mifanambady amin'izy ireo. # hanonona miteny ny # andriamanitr'izy ireo Ity dia maneho an'ireo andriamanitrin'ireo firenena sisa. # mifikira amin'i Yaveh "tano mafy i Yaveh." Finoana an'i Yaveh dia voalaza fa nihazona mafy Azy izy ireo. D.H: "minoa an'i Yaveh hatrany" # mandraka ankehitriny. "hatramin'izao fotoana izao"