plt_tn/jos/22/30.md

16 lines
534 B
Markdown

# re ireo teny
"Eto ny "teny" dia maneho hafatra izay avy amin'ny teny. D.H: "re ny hafatra"
# dia tsara teo imason'izy ireo
Eto "ny teo imason'izy ireo" dia midika "tamin'ny hevitr'izy ireo."
# nanao izany fivadiham-panekena izany taminy
"nanimba ny fampanantenanareo taminy"
# ianao nanavotra ny vahoakan'Israely tamin'ny tanan'i Yaveh ianao."
Eto ny "tanan'i Yaveh" dia maneho famaizana. Ny fiarovana ny olona dia voalaza toy ny fanavotana azy ireo tamin'ny tanany. D.H: "Efan nitazona an'i Yaveh tsy hanasazy anay ianareo"