plt_tn/jos/22/30.md

534 B

re ireo teny

"Eto ny "teny" dia maneho hafatra izay avy amin'ny teny. D.H: "re ny hafatra"

dia tsara teo imason'izy ireo

Eto "ny teo imason'izy ireo" dia midika "tamin'ny hevitr'izy ireo."

nanao izany fivadiham-panekena izany taminy

"nanimba ny fampanantenanareo taminy"

ianao nanavotra ny vahoakan'Israely tamin'ny tanan'i Yaveh ianao."

Eto ny "tanan'i Yaveh" dia maneho famaizana. Ny fiarovana ny olona dia voalaza toy ny fanavotana azy ireo tamin'ny tanany. D.H: "Efan nitazona an'i Yaveh tsy hanasazy anay ianareo"