plt_tn/jos/22/25.md

628 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manohy ny valintenin'izy ireo.

Fa Yaveh efa nanao an'i Jordana...tsy anao na inona na inona amin'i Yaveh ianareo.

Ity dia fitoizan'ny fiampangana izay herittreretin'ireo foko telo amin'ireo zanaky ireo foko hafa mety hanorina matetika amin'ny hoavy.

ny Jordana

Ity dia anarana fohy amin'ny reniranon'ny Jordana.

Noho izany ny zanakareo dia mety hampitsahatra ny zanakay amin'ny fanompoana an'i Yaveh.

Ireo foko telo dia nanorina alitara mba hialana amin'ity filazana toe-javatra mety hitranga amin'ny hoavy.