forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
628 B
Markdown
16 lines
628 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manohy ny valintenin'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Fa Yaveh efa nanao an'i Jordana...tsy anao na inona na inona amin'i Yaveh ianareo.
|
||
|
|
||
|
Ity dia fitoizan'ny fiampangana izay herittreretin'ireo foko telo amin'ireo zanaky ireo foko hafa mety hanorina matetika amin'ny hoavy.
|
||
|
|
||
|
# ny Jordana
|
||
|
|
||
|
Ity dia anarana fohy amin'ny reniranon'ny Jordana.
|
||
|
|
||
|
# Noho izany ny zanakareo dia mety hampitsahatra ny zanakay amin'ny fanompoana an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
Ireo foko telo dia nanorina alitara mba hialana amin'ity filazana toe-javatra mety hitranga amin'ny hoavy.
|