plt_tn/jos/22/24.md

656 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manome ny valintenin'izy ireo eto.

mety hanontany ny zanakay ny zanakareo... ilay Andriamanitr'Israely?

Ity dia milaza fiampangana izay heritreretin'ny foko telo amin'ireo zanakin'ny foko hafa mety hanorina matetika amin'ny hoavy.

'Moa mifaninona amin'i Yaveh ianareo, ilay Andriamanitr'Israely?

Ireo foko telo dia mampiasa ity fonontaniana fampisainana ity mba hanamafisana ny toe-javatra ezahan'izy ireo hialana. Ity dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Tsy misy na inona na inona ataonareo amin'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely!"