plt_tn/jos/22/24.md

12 lines
656 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manome ny valintenin'izy ireo eto.
# mety hanontany ny zanakay ny zanakareo... ilay Andriamanitr'Israely?
Ity dia milaza fiampangana izay heritreretin'ny foko telo amin'ireo zanakin'ny foko hafa mety hanorina matetika amin'ny hoavy.
# 'Moa mifaninona amin'i Yaveh ianareo, ilay Andriamanitr'Israely?
Ireo foko telo dia mampiasa ity fonontaniana fampisainana ity mba hanamafisana ny toe-javatra ezahan'izy ireo hialana. Ity dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Tsy misy na inona na inona ataonareo amin'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely!"