plt_tn/jos/22/21.md

4 lines
212 B
Markdown

# Raha tamim-pikomiana....dia aoka Yaveh hampanefa anay ny amin'izany.
Ireo foko telo dia natao hilazana fanambarana roa fa tsy nikiry marina izy ireo. Tsy nanao ny alitara hanompoana andriamanin-kafa izy ireo.