plt_tn/jos/22/21.md

212 B

Raha tamim-pikomiana....dia aoka Yaveh hampanefa anay ny amin'izany.

Ireo foko telo dia natao hilazana fanambarana roa fa tsy nikiry marina izy ireo. Tsy nanao ny alitara hanompoana andriamanin-kafa izy ireo.