plt_tn/jos/22/19.md

565 B

AkanaZera

Anaran-dehilahy.

Moa ve Akana zanaka lahin'i Zera tsy efa nandrava finoana tamin-javatra izay efa voatokana ho an'Andriamanitra? Moa ve tsy niraraka tamin'ny vahoakan'Israely rehetra ny fahatezerana?

Ireo fanontaniana ireo dia nampiasaina mba hampatsiahivana ny sazin'ny olona tamin'ireo fahotana taloha. Ireo fanontaniana ireo dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Akana zanaka lahin'i Zera dia nanota tamin'ny fakana ireo zavatra izay efa natokana ho an'i Yaveh. Ary izany no nahatonga an'Andriamanitra nanasazy ny vazoakan'Israely rehetra!"