forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
565 B
Markdown
8 lines
565 B
Markdown
|
# AkanaZera
|
||
|
|
||
|
Anaran-dehilahy.
|
||
|
|
||
|
# Moa ve Akana zanaka lahin'i Zera tsy efa nandrava finoana tamin-javatra izay efa voatokana ho an'Andriamanitra? Moa ve tsy niraraka tamin'ny vahoakan'Israely rehetra ny fahatezerana?
|
||
|
|
||
|
Ireo fanontaniana ireo dia nampiasaina mba hampatsiahivana ny sazin'ny olona tamin'ireo fahotana taloha. Ireo fanontaniana ireo dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Akana zanaka lahin'i Zera dia nanota tamin'ny fakana ireo zavatra izay efa natokana ho an'i Yaveh. Ary izany no nahatonga an'Andriamanitra nanasazy ny vazoakan'Israely rehetra!"
|