plt_tn/jos/21/43.md

16 lines
608 B
Markdown

# nianianany
"nanaovany fianianana"
# Na dia iray tamin'ireo fahavalony aza dia tsy nisy afaka naharesy azy ireo
D.H: "Nandresy ny fahavalony rehetra izy ireo"
# natolotra teo am-pelantanan'izy ireo ny fahavalony rehetra
Eto ny "teo am-pelantanana" dia midika "teo amin'ny fahefany". D.H: "nanome fahefana azy ireo mba handresena ny fahavalon'izy ireo rehetra"
# Na dia iray tamin'ireo teny fampanantenana tsara izay nolazain'i Yaveh tamin'ny taranak'Israely aza dia tsy nisy tsy tanteraka.
D.H: "Ny fampanantenan'olona tsara rehetra izay efa nolazain'i Yaveh tamin'ny taranak'Israely dia tanteraka."