plt_tn/jos/21/43.md

608 B

nianianany

"nanaovany fianianana"

Na dia iray tamin'ireo fahavalony aza dia tsy nisy afaka naharesy azy ireo

D.H: "Nandresy ny fahavalony rehetra izy ireo"

natolotra teo am-pelantanan'izy ireo ny fahavalony rehetra

Eto ny "teo am-pelantanana" dia midika "teo amin'ny fahefany". D.H: "nanome fahefana azy ireo mba handresena ny fahavalon'izy ireo rehetra"

Na dia iray tamin'ireo teny fampanantenana tsara izay nolazain'i Yaveh tamin'ny taranak'Israely aza dia tsy nisy tsy tanteraka.

D.H: "Ny fampanantenan'olona tsara rehetra izay efa nolazain'i Yaveh tamin'ny taranak'Israely dia tanteraka."