plt_tn/jos/21/28.md

16 lines
425 B
Markdown

# Ho an'ireo fokon'i Gersona dia nomen'izy ireo koa i Kisiona
D.H: "Ny fokon'i Gersona iahny koa dia nahazo an'i Kisiona"
# Kisiona... Daberata... Jarmota... Enganima... Misala... Abdona... Helkata... Rehoba
Anran-tanàna.
# Avy amin'ny fokon'i Asera, dia nomen'izy ireo Misala
D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'i Asera Misala izy ireo"
# tanàna efatra ny fitambarany
Ity dia maneho ny isan'ny tanàna anaty lisitra.