plt_tn/jos/21/28.md

425 B

Ho an'ireo fokon'i Gersona dia nomen'izy ireo koa i Kisiona

D.H: "Ny fokon'i Gersona iahny koa dia nahazo an'i Kisiona"

Kisiona... Daberata... Jarmota... Enganima... Misala... Abdona... Helkata... Rehoba

Anran-tanàna.

Avy amin'ny fokon'i Asera, dia nomen'izy ireo Misala

D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'i Asera Misala izy ireo"

tanàna efatra ny fitambarany

Ity dia maneho ny isan'ny tanàna anaty lisitra.