plt_tn/jos/21/27.md

459 B

Avy amin'ny an-tsasaky ny fokon'i Manase, hoan'ireo fokon'ny Gersona, ireo dia fokon'ny Levita hafa koa, ary izy ireo nanome an'i Golana

D.H: "Ny atsasakin'ny fokon'i Manase, fokon'ny Levita hafa, dia nahazo avy amin'ireo atsasakin'ny fokon'i Manase an'i Golana"

Golana...Bestera

anaran-tanàna

nahafaty olona tsy nahy

Ity dia maneho ny vokatry ny faty izay avy amin'ny fihetsika iray fa tsy natao hanaratsiana olona.

tanàna roa

isan-tanàna.