plt_tn/jos/21/27.md

16 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Avy amin'ny an-tsasaky ny fokon'i Manase, hoan'ireo fokon'ny Gersona, ireo dia fokon'ny Levita hafa koa, ary izy ireo nanome an'i Golana
D.H: "Ny atsasakin'ny fokon'i Manase, fokon'ny Levita hafa, dia nahazo avy amin'ireo atsasakin'ny fokon'i Manase an'i Golana"
# Golana...Bestera
anaran-tanàna
# nahafaty olona tsy nahy
Ity dia maneho ny vokatry ny faty izay avy amin'ny fihetsika iray fa tsy natao hanaratsiana olona.
# tanàna roa
isan-tanàna.