plt_tn/jos/21/25.md

16 lines
491 B
Markdown

# vy amin'ny an-tsasaky ny fokon'i Manase, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka
D.H: "Ny atsasakin'ny fokon'i Manase natolotra tamin'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka"
# Tanaka... Gata-rimona
Ireo dia anaran-tanàna.
# tanàna roa... tanàna folo raha atambatra
Isan'ny ny tanàna anaty lisitra
# fokon'i Kehata... fokon'i Kehatita
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.