# vy amin'ny an-tsasaky ny fokon'i Manase, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka D.H: "Ny atsasakin'ny fokon'i Manase natolotra tamin'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka" # Tanaka... Gata-rimona Ireo dia anaran-tanàna. # tanàna roa... tanàna folo raha atambatra Isan'ny ny tanàna anaty lisitra # fokon'i Kehata... fokon'i Kehatita Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.