plt_tn/jos/21/23.md

16 lines
438 B
Markdown

# Avy tamin'ny fokon'i Dana, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Elteke
D.H: "Ny fokon'i Dana dia natolotra tamin'ny fokon'i Kohata Elteke"
# fokon'i Kehata
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata
# Elteke... Gibetona... Aialona... Gata-rimona
Ireo dia anran-tanàna.
# tanàna efatra
Ity dia maneho ny isan'ireo tanàna.