# Avy tamin'ny fokon'i Dana, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Elteke D.H: "Ny fokon'i Dana dia natolotra tamin'ny fokon'i Kohata Elteke" # fokon'i Kehata Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata # Elteke... Gibetona... Aialona... Gata-rimona Ireo dia anran-tanàna. # tanàna efatra Ity dia maneho ny isan'ireo tanàna.