plt_tn/jos/20/09.md

314 B

tsy ho fatin'ny tanan'ilay iray

Eto ny "tanan'ilay' dia midika ilay olona tsy maintsy ho lasa mpandraharaha mahitsy izay namono ny mpandositra. D.H: "tsy maintsy voavona amin'iliay ray"

hamaly faty ny rà izay nalatsaka

Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"