plt_tn/jos/20/09.md

8 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy ho fatin'ny tanan'ilay iray
Eto ny "tanan'ilay' dia midika ilay olona tsy maintsy ho lasa mpandraharaha mahitsy izay namono ny mpandositra. D.H: "tsy maintsy voavona amin'iliay ray"
# hamaly faty ny rà izay nalatsaka
Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"