plt_tn/jos/19/32.md

16 lines
332 B
Markdown

# Ny antsapaka fahenina
"Ny fotoana fahenina nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Naftaly"
# fahenina
isa enina ao amin'ny lisitra
# nomeny ireo fokony izany
D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"
# Halefa... Zananima... Jabniela... Lakoma... Aznota-tabara... Hokoka
Ireo dia anaran-tanàna.