plt_tn/jos/19/32.md

332 B

Ny antsapaka fahenina

"Ny fotoana fahenina nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Naftaly"

fahenina

isa enina ao amin'ny lisitra

nomeny ireo fokony izany

D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"

Halefa... Zananima... Jabniela... Lakoma... Aznota-tabara... Hokoka

Ireo dia anaran-tanàna.