plt_tn/jos/19/24.md

337 B

Ny antsapaka fahadimy

"Ny fotoana fahadimy nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Asera"

fahadimy

isa dimy ao amin'ny lisitra.

nomena ireo fokony

D.H: "Natolotr'i Josoa tamin'ny fokon'izy ireo izany"

Helkata... Haly...Batena...Aksafa...Alameleka... Amada...Misala...Sihora-libnata

Ireo dia anaran-tanàna.