# Ny antsapaka fahadimy "Ny fotoana fahadimy nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Asera" # fahadimy isa dimy ao amin'ny lisitra. # nomena ireo fokony D.H: "Natolotr'i Josoa tamin'ny fokon'izy ireo izany" # Helkata... Haly...Batena...Aksafa...Alameleka... Amada...Misala...Sihora-libnata Ireo dia anaran-tanĂ na.