plt_tn/jos/19/14.md

537 B

Hanatona... Jifta-ela...Katata...Nahalola... Simrona... Idala... Betlehema

Ireo dia anaran-toerana.

Betlehema

Ity dia tsy mitovy amin'ilay "Betlehema" izay any atsimon'ny Jerosalema any Joda.

Izany no lovan'ny fokon'i Zebolona

Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin' i Zebolona dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Zebolona ho lova"

izay nomena an'ireo fokony

D.H: "izany no natolotr'i Josoa izay ho an'ny fokon'izy ireo"