plt_tn/jos/19/14.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanatona... Jifta-ela...Katata...Nahalola... Simrona... Idala... Betlehema
Ireo dia anaran-toerana.
# Betlehema
Ity dia tsy mitovy amin'ilay "Betlehema" izay any atsimon'ny Jerosalema any Joda.
# Izany no lovan'ny fokon'i Zebolona
Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin' i Zebolona dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Zebolona ho lova"
# izay nomena an'ireo fokony
D.H: "izany no natolotr'i Josoa izay ho an'ny fokon'izy ireo"