plt_tn/jos/19/01.md

16 lines
556 B
Markdown

# 1Ny antsapaka faharoa dia lasan'i Simeona
"Ny fotoana faharoa nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Simoeona"
# faharoa
isa roa ao amin'ny lisitra
# notendrena ho an'ny tsirairay amin'ireo fokony izany
D.H: "Nanendry ny tany ho an'ny fokon'izy ireo tsirairay i Josoa"
# Ny lovan'izy ireo dia teo afovoan'ny lova izay an'ny fokon'i Joda
Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'ireo foko ho fananana maharitra. D.H: "Ny tany izay noraisin'izy ireo ho lova dia teo afovoan'ny tany ary noraisin'ny fokon'i Joda ho lova."