plt_tn/jos/19/01.md

556 B

1Ny antsapaka faharoa dia lasan'i Simeona

"Ny fotoana faharoa nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Simoeona"

faharoa

isa roa ao amin'ny lisitra

notendrena ho an'ny tsirairay amin'ireo fokony izany

D.H: "Nanendry ny tany ho an'ny fokon'izy ireo tsirairay i Josoa"

Ny lovan'izy ireo dia teo afovoan'ny lova izay an'ny fokon'i Joda

Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'ireo foko ho fananana maharitra. D.H: "Ny tany izay noraisin'izy ireo ho lova dia teo afovoan'ny tany ary noraisin'ny fokon'i Joda ho lova."