plt_tn/jos/18/19.md

508 B

ilany avaratr'i Beti-Hogla

Ny tany izay manana endrika natsana na tohatra dia voalaza fa izany no ilany. D.H: "ny antsana avaratr'i Beti-Hogla"

Beti-Hogla

Ireo dia anaran-toerana.

Izany no lovan'ny fokon'i Benjamina

Ny tany izay noraisin'ny fokon'i Benjamina dia voalaza fa izany ilay tany izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H :" Ity ilay tany azon'ny fkon'i Benjamina ho lova"

natolotra ny isam-pokon'izy ireo tsirairay izany

D.H :" Nomen'i Josoa tamin'ny isam-pokon'izy ireo izany"