# ilany avaratr'i Beti-Hogla Ny tany izay manana endrika natsana na tohatra dia voalaza fa izany no ilany. D.H: "ny antsana avaratr'i Beti-Hogla" # Beti-Hogla Ireo dia anaran-toerana. # Izany no lovan'ny fokon'i Benjamina Ny tany izay noraisin'ny fokon'i Benjamina dia voalaza fa izany ilay tany izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H :" Ity ilay tany azon'ny fkon'i Benjamina ho lova" # natolotra ny isam-pokon'izy ireo tsirairay izany D.H :" Nomen'i Josoa tamin'ny isam-pokon'izy ireo izany"