plt_tn/jos/18/01.md

8 lines
423 B
Markdown

# sy nandresen'izy ireo ny tany
Efa nandresy ny vahoaka izay nitoetra tany amin'ny tany izy ireo talohan'ny nametrahan'izy ireo ny lain'ny fihaonanana. D.H: "tao aorian'izay dia nandresy ny tany izy ireo"
# izay tsy notendrena ny lovany.
Ny tany izay tsy maintsy ho azon'izy ireo dia voalaza fa izany ilay lova izay tsy maintsy azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "iza amin'i Josoa no tsy mbola voatendry ho lova"