plt_tn/jos/18/01.md

423 B

sy nandresen'izy ireo ny tany

Efa nandresy ny vahoaka izay nitoetra tany amin'ny tany izy ireo talohan'ny nametrahan'izy ireo ny lain'ny fihaonanana. D.H: "tao aorian'izay dia nandresy ny tany izy ireo"

izay tsy notendrena ny lovany.

Ny tany izay tsy maintsy ho azon'izy ireo dia voalaza fa izany ilay lova izay tsy maintsy azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "iza amin'i Josoa no tsy mbola voatendry ho lova"