plt_tn/jos/14/10.md

467 B

indro

Ity midika hoe "henoy". Ity teny ity dia manampy fanamafisana tamin'izay niteny manaraka.

nandritra ny nandehanan'Israely tany an'efitra

"nandritry ny nandehanan'ny vahoakan'Israely tany an'efitra"

Ny tanjako amin'izao dia toy ny tanjako tamin'izany

"Mbola matanjaka hatrany aho amin'izaho toy ny tamin'izany"

tamin'ny nandeha sy niverina.

Ity dia fomba fiteny iray izay maneho ny fatao andavan'andro. D.H: "ho an'ireo zavatra ataoko isan'andro"