# indro Ity midika hoe "henoy". Ity teny ity dia manampy fanamafisana tamin'izay niteny manaraka. # nandritra ny nandehanan'Israely tany an'efitra "nandritry ny nandehanan'ny vahoakan'Israely tany an'efitra" # Ny tanjako amin'izao dia toy ny tanjako tamin'izany "Mbola matanjaka hatrany aho amin'izaho toy ny tamin'izany" # tamin'ny nandeha sy niverina. Ity dia fomba fiteny iray izay maneho ny fatao andavan'andro. D.H: "ho an'ireo zavatra ataoko isan'andro"