plt_tn/jos/13/29.md

24 lines
572 B
Markdown

# nanome lova tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase
Ny tany izay notendren'i Mosesy tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany no lova izay nomeny azy ireo ho fananana maharitra.
# atsasaky ny fokon'i Manase
Ny atsasaky ny foko ihany no nandray izany tany izany satria ny atsasany hafa dia nandray tany teo amorony hafan'ny Reniranon'ny Jordana.
# Izany dia notendrena
D.H: "Nanendry izany i Mosesy"
# Mahanaima...Jaira...Astarta...Edrehy
Ireo dia anaran-toerana.
# Ireo no voatendry
D.H: "Ireo no notendren'i Mosesy"
# Makira
Ity dia anaran'olona.