# nanome lova tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase Ny tany izay notendren'i Mosesy tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany no lova izay nomeny azy ireo ho fananana maharitra. # atsasaky ny fokon'i Manase Ny atsasaky ny foko ihany no nandray izany tany izany satria ny atsasany hafa dia nandray tany teo amorony hafan'ny Reniranon'ny Jordana. # Izany dia notendrena D.H: "Nanendry izany i Mosesy" # Mahanaima...Jaira...Astarta...Edrehy Ireo dia anaran-toerana. # Ireo no voatendry D.H: "Ireo no notendren'i Mosesy" # Makira Ity dia anaran'olona.