plt_tn/jos/13/14.md

612 B

tsy nanomezan'i Mosesy lova

Ny tany izay notendren'i Mosesy an'ny fokon'Israely dia voalaza fa izany dia ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra.

Ireo fanatitr'i Yaveh... ireo lovan'izy ireo

Ny mpanoratra dia milaza ilay fankatoavana lehibe izay nataon'ireo Levita amin'ny fanompoana an'i Yaveh tahaka ireo mpisorona raha zavatra ireo fanatitra izay tsy maintsy ho lovan'izy ireo. D.H: "Ny fanatitr'i Yaveh...dia izay hananan'izy ireo amin'ny vatsiny"

fanatitr'i Yaveh

"Ny fanatitra izay atolotry ny olona an'i Yaveh"

vita tamin'ny afo

D.H: "izay nodoran'ny mpisorona tamin'ny afo"