forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
612 B
Markdown
16 lines
612 B
Markdown
|
# tsy nanomezan'i Mosesy lova
|
||
|
|
||
|
Ny tany izay notendren'i Mosesy an'ny fokon'Israely dia voalaza fa izany dia ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra.
|
||
|
|
||
|
# Ireo fanatitr'i Yaveh... ireo lovan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia milaza ilay fankatoavana lehibe izay nataon'ireo Levita amin'ny fanompoana an'i Yaveh tahaka ireo mpisorona raha zavatra ireo fanatitra izay tsy maintsy ho lovan'izy ireo. D.H: "Ny fanatitr'i Yaveh...dia izay hananan'izy ireo amin'ny vatsiny"
|
||
|
|
||
|
# fanatitr'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"Ny fanatitra izay atolotry ny olona an'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# vita tamin'ny afo
|
||
|
|
||
|
D.H: "izay nodoran'ny mpisorona tamin'ny afo"
|