plt_tn/jos/11/23.md

8 lines
438 B
Markdown

# Nomen'i Josoa ho lovan'Israely izany
Josoa manome ny tany amin'ny Isrelita dia voalaza toy ny efa nanomezany an'ny Israelita lova iray ho fananana maharitra. D.H: "Nomen'i Josoa an'Israelita ny tany ho fananana maharitra."
# tany nitsahatra tamin'ny ady.
Ny tsy fiadivan'ny vahoaka intsony dia voalaza fa ny tany dia olona iray izay mamela ady. D.H: "tsy niady intsony ny olona ao amin'ny tany" na "nisy filaminana tao amin'ny tany"